Teny iditra | 1 karamanga |
Singan-teny | 2 karatra, manga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 impôt sur le revenu [1.5] |
Voambolana |
6 Toe-karena: varotra 7 Lalàna |
Fivaditsoratra | 8 karamanga, makaranga, mangaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |