Teny iditra | karato > karatoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Loquet [1.3] | |
Fivaditsoratra | akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka |
Teny iditra | karato > karatona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | akotrana, ankoatra, antoraka, karatona, karotana |
Teny iditra | karato > karatoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faikan-tavin-kena avy nakana menaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ karatò ] Gratton, lard grillé; résidu du lard fondu [1.3] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ karatò ] Cracklings left after rendering lard [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ karatò ] Grattons [1.8] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: gratton. | |
Fivaditsoratra | akoatra, atakaro, atoraka, atrakao, atraoka, karatoa |
Teny iditra | karato > harato | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A net, net-work, a fishing net. [1.2] | ||||||||||||
A fishnet [1.7] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille Appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3] | ||||||||||||
Filet de pêche [1.8] | |||||||||||||
Ohatra | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | ||||||||||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Tsipelina hafa | arato | ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny harato io | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||
Teny iditra | karato > harato (haratra) | ||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana harasana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||||||
Tsipelina hafa | haraso | ||||||||||||
Fivaditsoratra | ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo |