|
|
|
|

Teny iditra1  katsa-drahana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray
Singan-teny  4  katsaka, rahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07