|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  katsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#K126] fizahana sy fitadiavana fatratra; fikarohana mafy
4  [1.1] Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#323] see tady, karoka
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#318, 1.5#168] action de chercher, rechercher
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)12  katsaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin' ny sampahony maro ny voany madinika izay fihinana tsara rehefa avy nandrahoina.
15  [1.13] karazana voamadinika
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] maize, Indian corn
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8, 1.13] maïs
18  [1.196] [Betsileo, Merina] Après l'introduction du maïs, Zea mays L. (Poaceae), c'est cette espèce à laquelle on a donné de préférence le nom de katsaka. De nombreuses variétés de maïs sont désignées par des noms particuliers : katsabato, katsadrakena, katsamanga, katsakandevolahy, etc. Il est remarquable qu'à Madagascar comme en Afrique, l'expérience populaire avait sélectionné pour l'alimentation humaine des variétés de maïs particulièrement riches en leucine. Les grains de maïs germés, riches en enzymes, sont utilisés en médecine populaire pour les personnes ayant une digestion difficile. On connaît bien aussi les propriétés des stigmates de maïs.
Ohatra  19  Tsy mbola misy katsaka maniry ve ao? [2.117#]
20  vonjeo fa injao misy mpangala-katsaka. [2.69#]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Tovy hevitra  22  tsako
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny katsaka io

Teny iditra (3/4)35  katsaka
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.19] [Tankarana] feuilles de ravinàla pour les toits. (antràndra).
Tovy hevitra  38  kasaka

Teny iditra (4/4)39  katsaka
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41  [1.196] (du malais kaxang) sens général : bruit que l'on fait frôlant les feuilles sèches des roseaux ou de plantes analogues quand on circule dans l'endroit où ils sont bien drus. Désignait à l'origine le roseau : Phragmites mauritianus Kunth (Poaceae).
Voambolana  42  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  44  akatsak, katsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08