Teny iditra kelikely (kely)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [2.324]
2Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [2.470]
3Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [2.471]
4Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20