Teny iditra ketrina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina
Mitovy hevitra: adala ~ donàna velona ~ donto saina ~ foka ~ taraiky ~ vendrana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stupid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Stupide [1.8]
Ohatra Fa ketrina sy adala avokoa izy rehetra [2.996]
Sampanteny 

Teny iditra ketrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Fold, wrinkle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pli, ride [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31