Teny iditra | kibo malain-kanan-dratsy | |
Singan-teny | kibo ; malaina ; manana ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny ray aman-dreny niteraka tsy te hanana ny maditra ka miteny na mikapoka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |