Teny iditra | 1 kilongavavy |
Singan-teny | 2 kilonga, vavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizivavy dia atao hoe kilongavavy [1.10] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 môme, gamine [3.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |