Teny iditra kitay telo an-dalana
Singan-teny kitay ; telo ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fizarana ny haren' ny mpivady misaraka, ka ny roa anjaran' ny lahy, ny iray anjaran' ny vavy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12