|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikitrana
Fototeny  2 kitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
9 Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
10 Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikitrana

Teny iditra (2/2) 12  mikitràna
Fototeny  13 kitrana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manitrika, mikitrana, mikitràna, 16 mitranaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18