Teny iditra | manakitrana (kitrana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manakitràna (kitrana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitrana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |