Teny iditra | 1 kivazivazy |
Fototeny | 2 vazivazy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 joking, horseplay [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Plaisanterie, négligence, manque de respect [1.3#341] 8 plaisanterie familière [1.8] |
Ohatra |
9 kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241] 10 Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/29 |