|
|
|
|

Teny iditra 1  kivikivy
Fototeny  2 kivy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra  6  kivikivy ny mpivory. [2.270#101]
7  Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895#7]
8  Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5#8]

Fivaditsoratra  kivikivy, 9 vikiviky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19