|
|
|
|

Teny iditra1  kodàna (kod)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Midadasika ary makadiry, malalaka (toerana na lalana) (jereo godana). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Vaste, spacieux. Voy. Godana [1.3#345]
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  7  danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27