|
|
|
|

Teny iditra1  kohokohoina
Fototeny  2  kohokoho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  Antsoina amin' ny filazana ny teny hoe: "kohokoho": Kohokohoy ny akoho fa hariva ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  used of the noise made in calling fowls. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Qu’on appelle en prononçant le mot Kohokoho [1.3#347]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny kohokohoina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02