Teny iditra kolombianina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan' ny Kolombianina
Momba an' i Kolombia, an' i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Colombian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Colombien, colombienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: colombien.
Mpanahaka  Kolombia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31