|
|
|
|

Teny iditra 1  koly
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
7 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1]
Tovy hevitra  8 kolikoly
Mpanahaka  9  gaina, 10  kejokejo, 11  kojikojy, 12  sisi-bola, 13  totohondry vola, 14  Tsolotra
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe koly

Fivaditsoratra  16 kilo, koly, 17 loky, Loky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19