Teny iditra |
korefa
(refa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10]
|
| Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits Figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ ~ |
|