|
|
|
|

Teny iditra1  korisa
Fototeny  2  risa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  hasasarana, fitambotsorana tsikelikely avy eo amin' ny toerana kisolosolo sy malama, fisosana eo ambonin' ny ... [1.10#K.349]
5  Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a sliding, a rolling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Action de glisser sur, d’avancer en glissant, ou en roulant doucement, de frotter comme en polissant, de traîner à terre [1.3#356]
8  action d'avancer en glissant [1.8]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  korisarisa, kororisa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  korisa, sariko, saroky

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28