|
|
|
|

Teny iditra1  kotro-baratra
Singan-teny  2  kotroka, varatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny firefotry ny varatra [1.1]
Ohatra  5  Tampoka, injay nisy feo, tabataba be aman-kotrobaratra, ary nihorohoro sy nikorontana ny tany. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05