Teny iditra kotro-maina
Singan-teny kotroka ; maina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory. [Voambolana: Haitoetrandro]
Enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany. [Voambolana: Ontam-po] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05