Teny iditra | 1 kotro-maina |
Singan-teny | 2 kotroka, maina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory 5 enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany [1.1] |
Voambolana |
6 Haitoetrandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |