Teny iditra | 1 labozia gasy |
Singan-teny | 2 labozia, gasy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470] 5 Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472] 6 Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |