|
|
|
|

Teny iditra laha-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe lahatra

Teny iditra laha
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka, Tanala] Raha [1.78]
  [Betsileo] raha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used in the provinces for raha [1.2]

Teny iditra laha
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Na dia... aza [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/11