| Teny iditra (1/2) | 1 laharana |
| Fototeny | 2 lahatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 9 laharana |
| Fototeny | 10 lahatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a row, an alignment; order in merit or dignity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 rang
[1.8, 1.13] 16 alignement; ordre de mérite, etc. [1.8] 17 ordre, numéro [1.13] |
| Ohatra |
18 Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa.
[2.606#]
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny how laharana |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|