Teny iditra lahin-tsoavaly
Singan-teny lahy ; soavaly
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Soavalilahy atao fakana taranaka [1.1]
Ohatra Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04