Teny iditra laika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba fandeha na fanindra matotra, mendrika; famindra miadana, tsy rototra sy toa kamokano nefa miaingitraingitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as daika and laitra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Démarche grave [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra laika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A layman as compared to a clergyman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Laïque [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: laïque.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31