| Teny iditra | 1 lainga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
15 Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a lie
[1.2, 1.7] 17 a falsehood [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 mensonge
[1.3, 1.8] 19 fausse apparence 20 figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] |
| Ohatra |
21 Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika.
[1.38#376]
22 Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472#52] |
| Tohi-kevitra | 23 marina |
| Mpanahaka | 24 fitaka. |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe lainga |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 27 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 28 angaly, lainga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|