|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandainga
Fototeny  2 lainga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
9 (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
10 Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
12 to lie, to be deceitful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 mentir, être faux [1.8]
Ohatra  14  mandainga tsotra izao! [2.928#]
15  Izaho tsy mba mandainga! [2.298#]
16  tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48#116]
Mpanahaka  17  manao marina tsy to>
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandainga
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  mandaingà
Fototeny  21 lainga
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandainga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandainga, mandaingà, 23 midangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15