Teny iditra (1/3) | 1 laka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny toerana afovoany amin' ny fanorona, izay ihaonan' ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny laka no maharesy amin' ny lalao fanorona 5 Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona: ny lakabe, ny laka kely, ny lakavilana ary ny lakamanga). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 lines drawn at right angles in the game called fanorona [1.2] 7 a position in Malagasy chess or fanorona [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 une position aux échecs malgaches dits fanorona [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 laka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 lakana [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (3/3) | 14 laka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
17 (mot-racine dont le sens est maintenant mal connu . utilisé autrefois dans le sens de : qui occupe une place centrale . qui est à l'intersection de deux chemins). Nom donné à des espèces très différentes suivant les régions : 18 (1) Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). [Sakalava] 19 (2) Hazunta modesta (Baker) Pichon et Hazunta modesta subvar. montana Markgr. (Apocynaceae). [Sihanaka] 20 (3) Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). Encore appelé lakafotsy. [Bezanozano] 21 (4) -- Myrica spathulata Mirb. (Myricaceae). Rochon orthographie « Lacca » et écrit : « petit fruit comme le grain de poivre, fleur en forme de chaton ». -- Beilschmiedia madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae). L'échantillon de Chapel., type de l'espèce, récolté vers 1800, mentionne déjà le nom malgache. -- Euodia madagascariensis Baker (Rutaceae) (réf. Réserves Naturelles n° 11303). Plus connu sous le nom de fatraina. [Betsimisaraka] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 25 kala, laka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |