Teny iditra | 1 lakalaka anie Andriamanitra |
Singan-teny | 2 lakalaka, anie, Andriamanitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |