Teny iditra | 1 lakan-jila |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 lakana maivana mora misosa raha vao voizina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 pirogue qui roule, qui est légère [1.3#374] |
Ohatra |
5 lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka? [1.293] |
Tovy hevitra | 6 lakan-jejo#mg.ex |
Singan-teny | 7 lakana, jila |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny lakan-jila io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27 |