|
|
|
|

Teny iditra1  lakan-jila
Singan-teny  2  lakana, jila
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lakana maivana mora misosa raha vao voizina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#374] pirogue qui roule, qui est légère
Ohatra  6  lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka? [1.293]
Tovy hevitra  7  lakan-jejo
Mpanahaka  8  lakanjilo
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny lakan-jila io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12