|
|
|
|

Teny iditra1  lalam-pirenena
Singan-teny  2  lalana, firenena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.64.mg#94] lalambe mampitohy ny renivohi-paritany sy fivondronana samihafa ary iandraiketan' ny fanjakana foibe
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.64.fr#210] route nationale
Voambolana  6  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07