|
|
|
|

Teny iditra 1  lalambe
Singan-teny  2 lalana, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 [lalam-be] arabe malalaka sady voavoatra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a main road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 grande route, avenue [1.8]
Ohatra  10  Trano be miezinezina, lalambe migodana, mifanapatapaka sy miantsampy hatreny antenatenan' ny havoana, vahoaka mifanerasera toy ny hamonjy fety: [2.499#45]
Voambolana  11  Fitaterana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21