|
|
|
|

Teny iditra 1  lalan-kizorana
Singan-teny  2 lalana, 3 izorana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny lalana izay tsy maintsy hodiavina sy handehanana [1.1#524]
Ohatra  6  Ny fahafahana mamaritra ny làlan-kizorana [4.12]
7  Ny fampihavanana tsy midika mihitsy hoe fandravana ny lalan-kizorana efa misy [4.43]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/17