|
|
|
|

Teny iditra1  lalantsara
Fototeny  2  lalana, tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Efitra elanelany natao ho toa lalana handalovana alohan' ny hidirana ao anatin' ny tena efitra.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a corridor
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] couloir, corridor
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07