Teny iditra (1/2) | 1 lamba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
7 Toe-karena: zaitra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny? 9 Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony 10 Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2] 12 woven cloth; clothing [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8] 14 tissu [1.13] |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 46 Ohabolana misy io teny lamba io |
Teny iditra (2/2) | 47 Lamba |
Sokajin-teny | 48 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
49 Haisoratra |
Singan-teny | 50 lamba |
Mpanoratra |
51 Rabemananjara Jacques |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |