Teny iditra | lambatsylena > lambatsilena | |
Singan-teny | lamba ; tsy ; lena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [ lamba tsy lena ] Tissu imperméable en caoutchouc [1.2] | |
Ohatra | Kotsa avokoa ny fitafiako rehetra fa tsy voasakan' ny lambatsilena nisalorako intsony ny fitifitry ny erika narahin-tafiotra.
[2.5] | |