Teny iditra | 1 lasam-binany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary |
Ohatra |
4 [2.5#] Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. |
Singan-teny | 5 lasa, vinany |
Tovy hevitra | 6 lasam-borona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |