Teny iditra lefom-pohy
Singan-teny lefona ; fohy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lefona fohy ny zarany ary mora afenina any am-balahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lance courte, poignard [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02