|
|
|
|

Teny iditra 1  lelafina
Fototeny  2 lela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kasihina ary safosafoina amin' ny lela; tambatambazana aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be licked with the tongue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on lèche [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lelafina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21