Teny iditra litany > lita
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana mikonesanesa, miretareta. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra litalita

Teny iditra litany > lita
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Dinta [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra litany > litania
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay" [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ litanỳ ] Litanies [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: litanies.

Fivaditsoratra 

Teny iditra litany > litatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin' ny iray desimetatra toratelo (1 dm3): Divay telo litatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Litre [1.13]
Ny fihaviany Frantsay: litre.

Fivaditsoratra