|
|
|
|

Teny iditra 1  lohalaharana
Singan-teny  2 loha, 3 laharana
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 [loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 primordial; avant garde [1.13]
Ohatra  9  Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#]
10  Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19