Teny iditra lohamalemy
Singan-teny loha ; malemy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
 Faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fontanelle [1.13]
Ohatra Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424]
Voambolana 
Tovy hevitra hevo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19