Teny iditra | 1 lohamasinina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [3.1] locomotive |
Ohatra |
4 Misioaka fanindroany ny lohamasinina [2.470#8] 5 Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany [2.503#32] 6 Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana. [2.472#] |
Voambolana |
7 Fitaterana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |