|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lohariana
Fototeny  2  loha, riana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana
5  Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  lohariana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  (de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade). Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. Hoffm. (Salicaceae). Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. Son bois dur est apprécié. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  halaronay, hilaroana, hiloarana, ihalorana, lohariana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31