|
|
|
|

Teny iditra1  lohasorony
Singan-teny  2  loha, soroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hena eo anin' ny lohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin' ny lohantratrany eo ambany
Tovy hevitra  5  laingontsorony

Fivaditsoratra  6  lohasorony, solohorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21