|
|
|
|

Teny iditra 1  lokomena
Singan-teny  2 loko, 3 mena
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  7 rouge à lèvres [1.5]
Ohatra  8  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4#41]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19