| Teny iditra | 1 milomano |
| Fototeny | 2 lomano |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Misosa amim-pahaizana ao anaty rano: Mianatra milomano Ibalita
9 Manaram-po amy, finaritra, miadana: Milomano amin' ny hareny izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 Imerina form of mandano
[1.2] 11 to swim [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 nager
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe milomano |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|